jobmada
jobmada7mo ago

Technicien de surface jardinier polyvalent

OtherTechnicien
0 views0 saves0 applied

Quick Summary

Technical Tools
OtherTechnicien
EasyLink Logistics & Sourcing dia mitady olona hiasa : TEKNISIANA FANADIOVANA – MPIKARAKARA ZARIDAINA (Lehilahy manodidina ny 20-45 taona) mipetraka manodidina Iavoloha Ireo andraikitrao : · Mikarakara sy manadio ny faritra anatiny sy ivelany · Mikarakara zaridaina (fanondrahana, fanapahana, fitazonana ny fahadiovana) · Miantoka ny fahadiovana sy filaminan’ny toerana iasana · Mikolokolo sy mijery ary mitatitra ireo fitaovana tandrifin'nizay hiasanao Profil Mombamomba anao : · Nahavita BEPC farafahakeliny na manana fiofanana momba ny fanadiovana sy fikarakarana zaridaina · Tompon’andraikitra sy azo itokisana · Manana fitondran-tena sy fisehoana mendrika · Miasa amim-pahitsiana sy matihanina · Mahay mandamina asa sy mitandrina fahadiovana · Manana traikefa amin’ny fanadiovana sy fikarakarana toerana anatiny sy ivelany · Tombony raha mahay mahandro sakafo Informations contractuelles Fomba fandefasana dossier : Alefaso amin’ny mailaka aminay ny : · CV · Dika mitovy amin’ny taratasy fanamarinana asa (raha misy) · Ny fametrahana antontan-taratasy fangatahana asa ao anaty valopy mihidy (misy soratra hoe “Jardinier”) dia azo atao ao amin’ny biraon’ny Easylink Logistics & Sourcing amin’ity adiresy ity: Lot II B348, Mahalavolona, Andoharanofotsy, Antananarivo 102. Alohan’ny 07 Martsa 2026

Location & Eligibility

Where is the job
Madagascar
On-site within the country

Listing Details

Posted
February 12, 2026
First seen
September 27, 2026
Last seen
September 27, 2026

Posting Health

Days active
-1
Repost count
0
Trust Level
12%
Scored at
September 27, 2026

Signal breakdown

freshnesssource trustcontent trustemployer trust
Newsletter

Stay ahead of the market

Get the latest job openings, salary trends, and hiring insights delivered to your inbox every week.

A
B
C
D
Join 12,000+ marketers

No spam. Unsubscribe at any time.

jobmadaTechnicien de surface jardinier polyvalent